|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitsaikana
Radical  2 tsaika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara. [1.1]

Entrée (2/2)5  fitsaikana
Radical  6 tsaika
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8 Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy.
9 Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto. [1.1]
Synonymes  10 fitsaihana

Anagrammes  11 fitsaikana, 12 tafasikina, 13 tany fasika, 14 tsaikafina

Mis à jour le 2025/09/12