Entrée | fitsaika (tsaika) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Définition malgache | Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly ¶ Azo tsaikaina, azo fantenana [Rajemisa 1985] | |
Entrée | fitsaika (tsaika) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |