|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitsaika
Radical  2  tsaika
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly
Azo tsaikaina, azo fantenana [1.1]

Entrée (2/2)5  fitsaika
Radical  6  tsaika
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita [1.1]

Anagrammes  9 fitsaika, 10 fitsiaka

Mis à jour le 2025/09/12