Entrée fitsaharana (tsahatra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha
¶ Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a pause, rest [Hallanger 1973]
Définition française pause, repos [Hallanger 1974]
Articles 

Mis à jour le 2019/12/12