| Entrée | 1 fitsaharana |
| Radical | 2 tsahatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha.
5 Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a pause, rest.
[1.7] |
| Explications en français |
7 pause, repos.
[1.8] |
| Exemples |
8 Ny alahady no fotoana mba fitsaharana.
[2.472#]
9 Efa mby amin'ny fitsaharana amin'ny asany angaha. [2.895#] |
| Article | 10 Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 11 fitsaharana, 12 tsara fanahy, tsarafanahy |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|