Entrée fitsabo (tsabo)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana
Azo tsaboina [1.1]
Exemples Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. [2.424]

Mis à jour le 2023/04/14