Entrée fitsabaka (tsabaka)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany
Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1]

Mis à jour le 2023/10/20