|
|
|
|

Entrée1  fitrosinana
Radical  2 trosina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihotsahana, firodanana: Ny fitrosinan' ilay tamboho no nahatapaka ny lalana mankany aminay.
5 Fianjerana miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany: Vaky ra ny handrin' i dadabe noho ny fitrosinany tamin' ny tany.
6 Fiambezoana mafy: Tsy anerany ioatra ny fitrosinan' itỳ zaza itỳ amin-dreniny.
7 Fikohafana izaitsizy: Tsy mahita tory mihitsy aho amin' ny fitrosinan' io marary io rahalina. [1.1]
Explications en français  8 l'action de dégringoler, de demander. [1.3#746]

Mis à jour le 2025/09/12