|
|
|
|

Entrée1  fitronana
Radical  2 trona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan' ny kisoa.
5 Fisatrasatrana tsy avy miaina: Tsy te hihaino ny fitronan' ny olona marary mafy aho. [1.1]

Anagrammes  6 fanonitra, 7 fiantrano, 8 fitronana

Mis à jour le 2025/09/12