|
|
|
|

Entrée1  fitrikatrika
Radical  2  trikatrika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny olona mahia, izay mitrakitraky ny taolany
Toetran' ny tany mikitoantoana [1.1]
Synonymes  5  fitrikitriky

Mis à jour le 2025/09/12