|
|
|
|

Entrée1  fitrifana
Radical  2  trifana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny olona na biby mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravatra; fihoalahoala [1.1]

Anagrammes  5 fanifitra, 6 fitrifana

Mis à jour le 2025/09/12