Entrée fitranitrany (tranitrany)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31