Entrée | 1 fitrangana |
Radical | 2 tranga |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka |
Mots composés |
|
Anagrammes | 6 |
Mis à jour le 2025/01/21 |