|
|
|
|

Entrée1  fitrabarana
Radical  2 trabaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabaran' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo. [1.1]
Synonymes  5 fitrabahana

Mis à jour le 2025/09/12