|
|
|
|

Entrée1  fitosiana
Radical  2 tosy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12