Entrée | fitory (tory) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra [Rajemisa 1985] | |
Entrée | fitory (tory) | |
Partie du discours | adjectif | |
Définition malgache | Azo torina [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |