| Entrée | 1 fitory |
| Radical | 2 tory |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra.
5 Azo torina. [1.1] |
| Exemples |
6 Fa tao amin' ireo Kolejy ireo no nohamafisina ny foto-pisainana samihafa, ny fomba fitondrana tsy mitovy, ny fiheverana momba ny vola, hatramin' ny fomba fitory teny.
[2.356#]
|
| Anagrammes | 7 fitory, 8 tifiro |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|