Entrée fitoroka (toroka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Fiampangana, filazana ampahibemaso ny heloka na hadisoana natao tany amin'ny takona [1.78]
 Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika [1.1]
Explications en français Ce qu’on peut imputer faussement, manière de faire de fausses imputations [1.3]

Entrée fitoroka (toroka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin' ny trano tafo herana [1.1]
Explications en français Bambous placés entre les chevrons et servant de lattis dans les toits [1.3]
 Chevron [1.13]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31