Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [Rajemisa 1985]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [Rajemisa 1985]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [Rajemisa 1985]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   an accusation [Hallanger 1973]
Définition française   celui qu'on peut accuser auprès des juges [Abinal 1888]
   accusation [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2009/10/27