|
|
|
|

Entrée1  fitoreo
Radical  2 toreo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomban' ny olona na biby mitoreo, izany hoe manao feo mampahonena: Mba tsy tohako loatra ny mihaino ny fitoreon' izany vorona izany [1.1]

Anagrammes  fitoreo, 5 iforeto, 6 ifotero

Mis à jour le 2025/09/12