Entrée | 1 fitontonana |
Radical | 2 tontona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra: Ny fitontonana amin' ny vato dia mafimafy kokoa noho ny fitontonano amin' ny tany [1.1] |
Anagrammes | 5 fiantontona, fitontonana, notontafany |
Mis à jour le 2023/01/05 |