Entrée fitontona (tontona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05