|
|
|
|

Entrée1  fitongilanana
Radical  2 tongilana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ.
5 Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona.
6 Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany. [1.1]
Explications en français  7 inclinaison. [1.13]

Mis à jour le 2025/09/12