Entrée fitondran > fitondra (tondra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran' ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany
Entina matetika: Harona fitondra miantsena [1.1]
Explications en français Ce qu'on peut porter, manière de porter [1.3]
Exemples 
1Ren'Ilaidama fa mafy fitondra loatra ilay havany [2.298]
2Basy no an-jara fangady, Benitra no antsy fitondra. [2.69]
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée fitondran > fitondrana (tondra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto
Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary
Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona
Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy
Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana [1.1]
Explications en anglais The act of carrying; government, leadership [1.7]
Explications en français Action de porter; action de conduire; gouvernement [1.8]
Mots composés 