Entrée fitomboka (tomboka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka [1.1]
Mots composés 

Entrée fitomboka (tomboka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy) [1.1]
Explications en français Cachet [1.13]

Mis à jour le 2020/07/31