|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitokonana
Radical  2 tokona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany. [1.1]
Explications en anglais  5 obstinacy. [1.7]
Explications en français  6 l'obstination, le motif, le lieu. [1.3]
7 entêtement. [1.8]

Entrée (2/2)8  fitokonana
Radical  9 tokona
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra. [1.1]
Explications en anglais  12 a strike by laborers. [1.7]
Explications en français  13 grève des ouvriers. [1.8]

Anagrammes  14 fikotonana, 15 fitokonana

Mis à jour le 2025/09/12