| Entrée (1/2) | 1 fitokiana |
| Radical | 2 toky |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava.
5 Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny. 6 Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany. [1.1] |
| Entrée (2/2) | 7 fitokiana |
| Radical | 8 toky |
| Partie du discours | 9 nom |
| Explications en malgache |
10 Famosaviana, famorehana.
[1.1] |
| Anagrammes | 11 fitaonika, 12 fitokiana, 13 taifinoka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|