Entrée fitohanana (tohana)
Partie du discours nom
Définition malgache Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely [Rajemisa 1985]

Entrée fitohanana (tohana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2010/05/06