Entrée fitohanana (tohana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely
Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika [1.1]
Explications en français L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/02/04