| Entrée | 1 fitiliana | 
| Radical | 2tily | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 
4 Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [1.1]  | 
| Explications en français | 
5 visée [1.13] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |