|
|
|
|

Entrée1  fitiliana
Radical  2 tily
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina.
5 Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao.
6 Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo. [1.1]
Explications en français  7 visée. [1.13]

Mis à jour le 2025/09/12