|
|
|
|

Entrée1  fitifirana
Radical  2 tifitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo.
5 Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako. [1.1]

Anagrammes  6 firafi-tany, 7 fitifirana

Mis à jour le 2025/09/12