Entrée fitezotezo (tezotezo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana [1.1]

Entrée fitezotezo (tezotezo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona na zavatra lava mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon' ny zanakao lahy! [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05