Entrée fitevehana (tevika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaovana tevika (fandoahana sofina mba hasiana kavina): Fomban-tany hatraiza hatraiza ny fitevehana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31