Entrée fitetezana (tety)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany
Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20