|
|
|
|

Entrée1  fitetezana
Radical  2 tety
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany.
5 Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12