|
|
|
|

Entrée1  fitetehana
Radical  2  tetika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo
Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady
Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny
Explications en français  5  [1.13] débitage
Exemples  6  Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; [2.270#]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11