Entrée | 1 fitetehana |
Radical | 2 tetika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1] |
Explications en français |
5 débitage [1.13] |
Exemples |
6 Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina;
[2.270#]
|
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |