Entrée | 1 fiteronteronana |
Radical | 2 teronterona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fipetrahana amin' ny toerana avo milingilingy, fipetrahana mininginingina amin' ny toerana avo: Nitady an' Ikoto efa ho antsasak' adiny reniny fa tsy nahita azy; nony inona, akory ny fahagagany nahita ny fiteronteronany tery ambony hazo (na ny fiteronteronany terỳ ambony vato) Fipetrahana amin' ny toerana mihaja ary mora tazana: Edre izany fiteronteronan' ilay mpandresy terỳ ambony filanjana raha nentina niditra ny tanàna [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |