Entrée fiteronterona (teronterona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba na toetran' ny olona miteronterona, izany hoe mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy na mipetraka amin' ny toerana mihaja ary mora tazana [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05