|
|
|
|

Entrée1  fitendrena (tendry)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: (en général)
Explications en malgache  4  Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga 5  Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05