|
|
|
|

Entrée1  fitelemana
Radical  2 telina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 ny tenda [1.1#352]
5 fanagorodanana na famarinana any an-tenda: Misy fanafody, tsy dia mampaninona loatra ny fanaovana azy ao am-bava, fa ny fitelemana azy no mafy. [1.1#351]
Explications en anglais  6 The throat, the gorge [1.2#190]
7 a delicacy [1.2#190]
Explications en français  8 la gorge
9 action d'avaler [1.3#693]
Vocabulaire  10  Biologie

Mis à jour le 2025/12/08