Entrée fitehirizana > fitahirizana (tahiry)
Partie du discours nom
Explications en anglais [ fitehirizana ] The act of saving or keeping things, the place where things are saved or kept [1.7]
Explications en français L'action de conserver, de garder, l'instrument, le lieu, le motif [1.3]
 [ fitehirizana ] Action de conserver, de garder; endroit où l'on conserve les choses [1.8]
 Conservation, stockage [1.13]
Exemples 
1Fitahirizana fotsiny no an'ireo mpitahiry ireo. [2.298]
2Izany hoe fitahirizana ny hafatra sy zavatra amam-pananana rehetra navelan' ny Razana. [2.285]
3Ireo fiadiana naseho tao amin'ilay trano fitahirizana ireo no tapin'ny namboariny tamin'izany. [2.944]
Mots composés 
Autres orthographes 
Proverbes