|
|
|
|

Entrée1  fitazonana (tazona)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy. 4  Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy. 5  Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana. 6  Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05