|
|
|
|

Entrée1  fitazonana
Radical  2 tazona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy.
5 Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy.
6 Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana.
7 Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. [1.1]

Mis à jour le 2025/12/08