|
|
|
|

Entrée1  fitazanana
Radical  2 tazana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fijerena lavitra, fitsinjovana: Ohatra ny omby mandry eo afovoan' ny ahitra no fitazanana an' Antongona avy eto
5 Toerana fijerena lavitra: Misy fitazanana tsara eto. [1.1]
Explications en anglais  6 the act of viewing from above or from a distance; a vantage point [1.7]
Explications en français  7 action de voir d'une hauteur ou d'une certaine distance; point de vue [1.8]

Mis à jour le 2025/12/08