Entrée fitateram > fitaterana (tatitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra [1.1]
Explications en français Transport [1.13]
Exemples 
1Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4]
2Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27]
Mots composés