|
|
|
|

Entrée1  fitarainana
Radical  2 taraina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fimenomenonana: Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan'ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny enti-mody. .
5 Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao. .
6 Fitolokoana amana fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan'io mahantra io. .
7 Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy. . [1.1]
Explications en anglais  8 [Rel. s. from mitaraina (taraina).] A complaint.. [1.2]

Mis à jour le 2025/09/12