|
|
|
|

Entrée1  fitapitapy
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tapitapy
Explications en malgache  4  [1.1] Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara.

Mis à jour le 2025/07/29