Entrée |
fitaovam > fitaovana
(tao)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany [1.1]
|
Explications en anglais | [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. [1.2]
|
| Arms and supplies for war; instruments, equipment [1.7]
|
Explications en français | Armes et matériel de guerre ; instruments, matériel [1.8]
|
| Matériel, appareil [1.13]
|
Exemples |
1 | Ireto avy ny fitaovana ilaina.
[2.117]
|
2 | Namboatra fitaovana maro samihafa izy.
[2.445]
|
3 | Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina.
[2.366]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
|